Entry | 1 mamelana |
Root | 2 felana |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Vaky felana, izany hoe mivelatra ireo ravina tsirairay amin' ny voninkazo |
Explanations in English |
5 [1.2] [Provincial]
to flower |
Explanations in French |
6 [1.196] Ce verbe a deux sens différents suivant les régions. En Imerina et dans le Nord de l'île : s'épanouir, en parlant d'une fleur, car le mot felana signifie : épanouissement. [Merina] Dans le Sud, au contraire ce même mot signifie : fleur, et mamelana (souvent prononcé mamelaña) : fleurir, être en période de floraison. [Bara] 7 [Mahafaly] 8 [Tandroy] |
Examples |
9 Mitsiry sy mamelana kosa ny ahitra sy ny voly an-tsaha. [2.470#] 10 Raha vantany vao tonga teo an-tokotany izy ireo dia nahita an-dRazaimalala nitsangana teo anilan'ny raozy fotsy mamelana teo avara-trano izao. [2.324#] |
Vocabulary |
11 Botany |
Morphology |
|
Updated on 2024/12/08 |