Entry (1/3) | 1 felana |
Part of speech | 2 noun |
Derivatives |
|
Vocabulary |
6 Botany: (in general) |
Explanations in Malagasy |
7 Ny atin' ny ravina mitapelaka: Maitso tanora mahafinaritra ny felan' itỳ ravinkazo 8 Vonin-javamaniry mivelatra: Efa ho vaky felana itỳ voninkazo itỳ 9 Fanaovana teny mamy [1.1] |
Explanations in French |
10 pétale [1.13] 11 En Imerina, il signifie épanouissement, anthèse d'une fleur ; alors que dans les autres régions, c'est le nom de la fleur elle-même (vony en Imerina). Toutefois, on dit felana (et non vony) en Imerina pour certaines plantes ; par exemple le haricot : felan-tsaramaso ; la vanille : felam-banila. Dans ce cas, on emploie aussi le verbe mamela pour fleurir, et non mamony (de vony). [1.196] |
Examples |
12 Voninkazo indray mamony, mitovy hanitra sy felana. [2.817] 13 Vetivety foana anefa dia indro nisy lehilahy ranjanana anankiray mitafy tapaka ary mirongo felana niakatra ny Rovany. [2.895] |
Synonyms | 14 felam-bony |
Compound words |
|
Phytonyms |
|
Proverbs | 18 Proverbs containing the word felana |
Entry (2/3) | 19 felana |
Part of speech | 20 noun |
Explanations in Malagasy |
21 Akorandriaka na volafotsy fanaon' ny lehilahy Sakalava amin' ny handriny ho haingo na ody [1.1] |
Explanations in French |
22 coquillage qui sert d'ornement. [Tankarana]
[1.19] |
Entry (3/3) | 23 Felana |
Part of speech | 24 name (book title) |
Vocabulary |
25 Literature: books |
Author |
26 Rafenomanjato Charlotte-Arrisoa |
Anagrams | 27 faleña, fanela, Felana, felana, faleña, fanela, Felana, felana |
Updated on 2023/08/11 |