|
|
|
|

Entry (1/2)1  maminavina
Root  2  vinavina
Part of speech  3  active verb
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Manombana: Ohatrinona ny volanao very raha naminavina ny fatiantokao ianao?
Explanations in English  5  [1.7] to evaluate, to estimate
Explanations in French  6  [1.8] évaluer
Examples  7  Bina kosa, mivadibadika tsy mahita tory, maminavina sahady izay hanaovany ny tokantranon' izy sy Ikemba raha afaka herintaona any! [2.499#]
Morphology 
8  Present :
9  Past :
10  Future :
11  Imperative :

Entry (2/2)12  maminavinà
Root  13  vinavina
Part of speech  14  imperative of active verb maminavina [Full list]
Explanations in Malagasy  15  [1.1]
Explanations in French  16  [1.3]

Anagrams  17  aminavinam, maminavinà, maminavina

Updated on 2025/02/05