Entry | 1 vinavina |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 Tombantombana, fisainana na tetika ara-keviny fotsiny momba ny zavatra iray, izay tsy lavitra ny tena marina: Anaovy vinavina kely, ange, ny ho laniko amin' ny fanamboarana to trano io [1.1] |
Explanations in English |
4 a conjecture [1.7] |
Explanations in French |
5 conjecture, estimation [1.8] 6 pronostic; devis; estimation; prévision, projet [1.13] |
Examples |
7 Tena manahirana azy ny manao vinavina eo anoloan' ny rivotra fotsiny tahaka izany. [1.317#] 8 Efa voalaza hatramin' ny vinavina hanangana Antenimiera roa ahitana mpikambana 600 mihitsy aza. [4.27#] |
Derivatives |
|
Analogs | 14 volavola |
Compound words |
|
Anagrams | 21 avinavin, navinavi, vanivany, vinavina |
Updated on 2023/07/10 |