|
|
|
|

Entry (1/2)1  volavola
Root  2  vola
Part of speech  3  noun
Derivatives 
4  Active verbs :
5  Passive verbs :
6  Relative verbs :
7  Names :
8  Adjectives :
Explanations in Malagasy  9  Varimasaka atao boribory mba hoentina hatao vatsy rehefa misy dia lavitra haleha: Volavolam-bary [1.1]
Explanations in English  10  cooked rice made into a ball for a journey [1.7]
Explanations in French  11  riz cuit mis en boules pour un voyage [1.8]

Entry (2/2)12  volavola
Root  13  vola
Part of speech  14  noun
Explanations in Malagasy  15  Enti-milaza zavatra kasaina na ampoizina hatao: Nanana volavolan-dalàna ny fanjakana [1.1]
Explanations in French  16  projet; conception [1.13]
Examples  17  Ny volavola na tolokevitra fanitsiana dia tsy maintsy ankatoavin' ny telo ampahaefatry ny mpikambana ao amin' ny Antenimierampirenena sy ny Antenimierandoholona. [1.320#]
Titles 

Anagrams  19  lavavolo, lavolavo, lovalova, valovalo, volavola

Updated on 2020/07/31