|
|
|
|

Entry (1/2)1  mamingana
Root  2  fingana
Part of speech  3  active verb
Explanations in Malagasy  4  Mandavo amin' ny tongotra.: Iza no namingana an-dRabe ianareo
5  Manao ankasomparana: Ny sakaizany ihany no namingana azy [1.1]
Explanations in English  6  to trip up, to supplant. [1.2]
Examples  7  Ny fitiavana mantsy tsy miraharaha izay mamingana, mampikatso, manakana ny tena izy. [1.369#]
Morphology 
8  Present :
9  Past :
10  Future :
11  Imperative :
Proverbs  12  Proverbs containing the word mamingana

Entry (2/2)13  mamingàna
Root  14  fingana
Part of speech  15  imperative of active verb mamingana [Full list]
Explanations in Malagasy  16  [1.1]
Explanations in French  17  [1.3]

Anagrams  18  aminganam, mamingana, mamingàna, namangiam

Updated on 2023/01/20