Entry (1/2) | 1 mamingana |
Part of speech | 2 active verb |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Mandavo amin' ny tongotra.: Iza no namingana an-dRabe ianareo Manao ankasomparana: Ny sakaizany ihany no namingana azy |
Explanations in English |
4 [1.2] to trip up, to supplant. |
Examples |
5 [1.369#] Ny fitiavana mantsy tsy miraharaha izay mamingana, mampikatso, manakana ny tena izy. |
Root | 6 fingana |
Morphology |
|
Proverbs | 11 Proverbs containing the word mamingana |
Entry (2/2) | 12 mamingàna |
Part of speech | 13 imperative of active verb mamingana [Full list] |
Explanations in Malagasy |
14 [1.1] |
Explanations in French |
15 [1.3] |
Root | 16 fingana |
Anagrams | 17 aminganam, mamingana, mamingàna, namangiam |
Updated on 2025/04/19 |
![]() |