|
|
|
|

Entry (1/2)1  mamitrana
Root  2  vitrana
Part of speech  3  active verb
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Manjaitra (zavatra) roa mba hitambatra ho iray: Iza no namitrana ireto tsihy ireto
Mampirindra (fiha vanana tapaka): Izy no namitrana ny fihavananay ka isaory izy
Explanations in English  5  [1.7] to sew together by the edges; to join lengthwise
Explanations in French  6  [1.8] coudre ensemble ou joindre dans le sens de la longueur
Examples  7  Ny mampianatra adala, dia mamitrana vilany tany vaky [2.996#]
Morphology 
8  Present :
9  Past :
10  Future :
11  Imperative :

Entry (2/2)12  mamitràna
Root  13  vitrana
Part of speech  14  imperative of active verb mamitrana [Full list]
Explanations in Malagasy  15  [1.1]
Explanations in French  16  [1.3]

Anagrams  17 

Updated on 2025/01/28