Entry | 1 vitrana |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 Ny zaitra atao hanakambanana ambain-damba roa: Tata-bitrana ity lamba ity izany 4 Fanakambanana 5 Fampirindrana. [1.1] |
Explanations in English |
6 a seam, a lengthwise joint [1.7] |
Explanations in French |
7 couture (faite entre deux pièces), joint dans le sens de la longueur [1.8] |
Examples |
8 fa tsy nisy vitrana ny akanjony, fa tenona iray ihany. [2.996#] |
Derivatives |
|
Compound words |
|
Phytonyms |
|
Proverbs | 20 Proverbs containing the word vitrana |
Anagrams | 21 avitran, navitra, nivatra, vatrany, vitrana |
Updated on 2023/06/17 |