|
|
|
|

Entry1  tsihy vitrana
Elementary words  2  tsihy, vitrana
Part of speech  3  locution
Explanations in Malagasy  4  tsihy roa lambana nozairina na koa tsihy nasiana vitrana, izany hoe nakambana mba ho be velarana kokoa [1.1]
Examples  5  Nony nosokafan-dRafotsibe ny tsihy vitrana. [2.69]
6  Notaomina moa izany ny faty mifono tsihy vitrana mandeha amin' iny Soraka sy Ambodin' Anosy iny! [1.437]

Updated on 2023/06/17