Entry | 1 tsihy vitrana |
Part of speech | 2 locution |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] tsihy roa lambana nozairina na koa tsihy nasiana vitrana, izany hoe nakambana mba ho be velarana kokoa |
Examples |
4 [2.69] Nony nosokafan-dRafotsibe ny tsihy vitrana. 5 [1.437] Notaomina moa izany ny faty mifono tsihy vitrana mandeha amin' iny Soraka sy Ambodin' Anosy iny! |
Elementary words | 6 tsihy, vitrana |
Proverbs | 7 Proverbs containing the word tsihy vitrana |
Updated on 2025/03/22 |
![]() |