|
|
|
|

Entry1  tsihy
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Tahon-javamaniry madinika -- toy ny zozoro na ny herana na harefo -- voarary ka atao lafika hipetrahana na hatoriana na hisakafoana (atao hoe: fandambanana izy amin' ity farany ity)
Karazan-tsihy: tsihy hisatra, tsihy rindra, tsihy tokan-dambana, tsihy vitrana
Explanations in English  4  [1.7] a mat made of rushes or palm fronds
Explanations in French  5  [1.8] natte de jonc
Examples  6  Nanatona an-drainy mitomoetra ambony tsihy izy nony inona. [2.470]
7  I Neny dia nandrary tsihy sy harona; [2.472]
Compound words 
Proverbs  19  Proverbs containing the word tsihy

Anagrams  20  hitsi, hitsy, tsihi, tsihy

Updated on 2020/07/31