|
|
|
|

Entry1  tsihy hisatra
Part of speech  2  locution
Explanations in Malagasy  3  [1.1] tsihy madinika mahafinaritra vita amin' ny hodi-jozoro, mamirapiratry ny hodi-jozoro, ka vita rary madinika ary tokandambana; mazàna ampiasaina hatao fatoriana ny tsihy hisatra
Elementary words  4  tsihy, hisatra

Updated on 2024/12/07