Entry | 1 tsihy hisatra |
Part of speech | 2 locution |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] tsihy madinika mahafinaritra vita amin' ny hodi-jozoro, mamirapiratry ny hodi-jozoro, ka vita rary madinika ary tokandambana; mazàna ampiasaina hatao fatoriana ny tsihy hisatra |
Elementary words | 4 tsihy, hisatra |
Updated on 2024/12/07 |
![]() |