Entry (1/2) | 1 mamoana |
Part of speech | 2 active verb |
Explanations in Malagasy |
3 [1.78] [Tanala]
[mamoaña] manafoana: Ny ango valaña ñ'mamoaña ñ'sandran-draja (ny setrasetra ratsy no manafoana ny fadin-drazana) 4 [1.1] Mamongana, mandany, manjifa: Tontakely no namoana ny fananan-dRabe |
Explanations in English |
5 [1.2] to empty, to annul, to annihilate, to make empty. |
Examples |
6 [2.996#] Hainy ny nitarika ny vahoaka ho amin' ny fibebahana, ary vitany ny mamoana ny fahavetavetana avy amin' ny fankahalana fivavahana. |
Root | 7 foana |
Morphology |
|
Entry (2/2) | 12 mamoàna |
Part of speech | 13 imperative of active verb mamoana [Full list] |
Explanations in Malagasy |
14 [1.1] |
Explanations in French |
15 [1.3#177] |
Root | 16 foana |
Anagrams | 17 amoanam, mamoana, mamoàna |
Updated on 2025/04/19 |
![]() |