|
|
|
|

Entry1  mamola-barotra
Part of speech  2  locution
Explanations in Malagasy  3  [1.1] mampitamby ny mpivarotra ny mpividy mba hampihenany ny vidin' ny entana iadiam-barotra, na mampitamby ny mpividy ny mpivarotra mba hanekeny ny vidiny araka ny tiany hivarotana azy
Explanations in English  4  [1.2] to make a seller reduce the price.
Explanations in French  5  [1.3] chercher à faire baisser, à réduire le prix
Elementary words  6  mamolaka, varotra

Updated on 2024/12/07