Entry (1/2) | 1 mamorona |
Root | 2 forona |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Mampisy, manao amin' ny tsy misy: Andriananahary no namorona an' izao tontolo izao Manao, manamboatra: Namorona sary mahafinaritra izy Manangana, manorina: Rehefa mamorona fikambanana dia tsy maintsy mampandre ny fanjakana Mahita: Iza indray no namorona izany hevitra an-taingina izany |
Explanations in English |
5 [1.2] to form, to create, to fashion, to produce, to arrange. 6 [1.7] to create; to invent; to found |
Explanations in French |
7 [1.8] créer; inventer; fonder |
Examples |
8 Fa izay mamorona tsy maintsy mandrava. [2.5#] 9 Izahay ihany no mamorona ny kilalaonay; [2.445#] |
Morphology |
|
Compound words |
|
Entry (2/2) | 17 mamoròna |
Root | 18 forona |
Part of speech | 19 imperative of active verb mamorona [Full list] |
Anagrams | 20 amoronam, mamoròna, mamorona, manomora |
Updated on 2025/02/05 |