Entry | 1 mampirehitra |
Root | 2 rehitra |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Mamelona: Mampirehitra afo ~ Mampirehitra ny ady ny tsy fifanarahana |
Explanations in French |
5 [1.107] faire allumer, allumer |
Examples |
6 Dia mitataovovonana mampigaingaina ny andron'i Toamasina eo amin'ny ati-lohataona, ka mampirehitra ny fasika mamirapiratra tsy ho azo hitsahina. [2.583] |
Morphology |
|
Synonyms | 11 mandrehitra |
Updated on 2024/12/10 |