Entry | 1 mampirehitra |
Part of speech | 2 active verb |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Mamelona: Mampirehitra afo ~ Mampirehitra ny ady ny tsy fifanarahana |
Explanations in French |
4 [1.107] faire allumer, allumer |
Examples |
5 [2.583] Dia mitataovovonana mampigaingaina ny andron'i Toamasina eo amin'ny ati-lohataona, ka mampirehitra ny fasika mamirapiratra tsy ho azo hitsahina. |
Root | 6 rehitra |
Morphology |
|
Synonyms | 11 mandrehitra |
Updated on 2024/12/10 |
![]() |