|
|
|
|

Entry1  manafin-tavy
Part of speech  2  locution
Explanations in Malagasy  3  [1.1] enti-milaza ny biby ompiana izay tsy dia hita ho matavy ety ivelany, fa rehefa rasaina vao hita
Elementary words  4  manafina, tavy

Updated on 2024/12/07