Entry (1/2) | 1 manakobana |
Root | 2 kobana |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Manatsikebona, manetsiketsika, manatsoboka ao anaty rano madio, mampivonto |
Explanations in French |
5 [1.3#344] Agiter, remuer; faire gonfler, faire renfler 6 [1.3#344] Qui trouble, qui peut troubler. |
Examples |
7 Izaho kosa manakobana. [2.117#] 8 Tanalahy ambonin-kazo ny vintana miova volo matoa misy zaza misioka tsy satrim-parihy hitera-potaka ao ihany raha manakobana maro ny hazo fa ny fary no mamy maro ny valala fa ny ambolo no tsara soratra maro ny olona fa hianao no andrian'ny saiko [2.131#] |
Morphology |
|
Entry (2/2) | 13 manakobàna |
Root | 14 kobana |
Part of speech | 15 imperative of active verb manakobana [Full list] |
Anagrams | 16 |
Updated on 2025/01/21 |