Entry |
manampina
(tampina)
|
Part of speech | active verb
|
Explanations in Malagasy | Manisy sarona amin' ny zavatra iray misokatra, na manakombona azy: Manampina vova fery ~ Manampi-maso tsy hahita Manisy tapa-damba mba hanarona ny loaka amin' ny lamba: Manampina ny akanjon-janany rovitra Rasoa Manisy tsentsina: Manampina tangirika amin' ny vody rindrina Manisy sakana amin' ny zavatra iray mba tsy hahafahana mampiasa io zavatra io: Manampina lalana [1.1]
|
Explanations in English | To plug, to cork [1.7]
|
Explanations in French | Boucher [1.3, 1.8]
|
| Fermer, mettre une pierre à un trou du mur [1.3]
|
Examples | Indro, manampina ny rano Izy, ka dia ritra iny;
[2.996]
|
Morphology |
Present : |
manampina,
manampi- |
Past : |
nanampina,
nanampi- |
Future : |
hanampina,
hanampi- |
Imperative : |
manampena |
|
Compound words |
|
Proverbs |
|