|
|
|
|

Entry1  manampina
Part of speech  2  active verb
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Manisy sarona amin' ny zavatra iray misokatra, na manakombona azy: Manampina vova fery ~ Manampi-maso tsy hahita
Manisy tapa-damba mba hanarona ny loaka amin' ny lamba: Manampina ny akanjon-janany rovitra Rasoa
Manisy tsentsina: Manampina tangirika amin' ny vody rindrina
Manisy sakana amin' ny zavatra iray mba tsy hahafahana mampiasa io zavatra io: Manampina lalana
Explanations in English  4  [1.7] to plug, to cork
Explanations in French  5  [1.3#662, 1.8] boucher
6  [1.3#662] fermer, mettre une pierre à un trou du mur
Examples  7  [2.996] Indro, manampina ny rano Izy, ka dia ritra iny;
Root  8  tampina
Morphology 
9  Present :
10  Past :
11  Future :
12  Imperative :
Compound words 
Proverbs  14  Proverbs containing the word manampina

Anagrams  15  mampañina, mampinana, manampina, mpanamina, mpinamana, nanampiam

Updated on 2025/01/21