|
|
|
|

Entry1  manampirina
Part of speech  2  active verb
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Mandamina, mandahatra: Manampirin-trano isa-maraina izy
Mametraka amin' ny toerany avy: Andraso fa mbola hanampirina ireto bokiko ireto aho
Root  4  ampirina
Morphology 
5  Present :
6  Past :
7  Future :
Synonyms  8  mampirina

Anagrams  9  anampiriman, manampirina, nampianarim, nampirimana, nanampirima

Updated on 2025/01/21