|
|
|
|

Entry1  manampy
Root  2  ampy
Part of speech  3  active verb
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Mampitombo, manao bebe kokoa: Manampy sira ny laoka / Hanampy ny karamanao aho fa mahafapo ny asanao
Mampitambatra ny herin' ny tena amin' ny an' ny hafa mba hahamoramora kokoa ny asany: Iza no nanampy anao tamin' io asa io
Manome famonjena na hery: Manampy ny tsy manana io ramatoa io
Explanations in English  5  [1.2, 1.7] to add to; to help
6  [1.2] to make larger or greater in size or number; to assist, to give assistance to.
Explanations in French  7  [1.8, 1.13] ajouter
8  [1.8] ajouter à; aider
9  [1.13] additionner
Examples  10  manampy izany any aoriana. [2.4#]
11  Ireto no boky manampy ny mpanoratra. [2.296#]
12  manampy izany ny fampitoviana torosy [2.366#]
Morphology 
13  Present :
14  Past :
15  Future :
16  Imperative :
Compound words 
Proverbs  18  Proverbs containing the word manampy

Anagrams  19 

Updated on 2025/01/21