|
|
|
|

Entry1  manampy trotraka
Elementary words  2  manampy, trotraka
Part of speech  3  locution
Examples  4  ny fanomezam-boninahitra ny razana araka ny fomban-tany nanampy trotraka ihany koa. [2.470]
5  nanampy trotraka izany koa ny faharaisako taratasy tamin' i Neny nilaza ny fikasany hivarotra ny iray amin' ireo tanin-kafenay any ambany. [2.471]

Updated on 2023/04/16