|
|
|
|

Entry1  manampy trotraka
Part of speech  2  locution
Examples  3  [2.470] ny fanomezam-boninahitra ny razana araka ny fomban-tany nanampy trotraka ihany koa.
4  [2.471] nanampy trotraka izany koa ny faharaisako taratasy tamin' i Neny nilaza ny fikasany hivarotra ny iray amin' ireo tanin-kafenay any ambany.
Elementary words  5  manampy, trotraka

Updated on 2024/12/07