|
|
|
|

Entry1  manampy
Part of speech  2  active verb
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Mampitombo, manao bebe kokoa: Manampy sira ny laoka / Hanampy ny karamanao aho fa mahafapo ny asanao
Mampitambatra ny herin' ny tena amin' ny an' ny hafa mba hahamoramora kokoa ny asany: Iza no nanampy anao tamin' io asa io
Manome famonjena na hery: Manampy ny tsy manana io ramatoa io
Explanations in English  4  [1.2, 1.7] to add to; to help
5  [1.2] to make larger or greater in size or number; to assist, to give assistance to.
Explanations in French  6  [1.8, 1.13] ajouter
7  [1.8] ajouter à; aider
8  [1.13] additionner
Examples  9  [2.4#] manampy izany any aoriana.
10  [2.296#] Ireto no boky manampy ny mpanoratra.
11  [2.366#] manampy izany ny fampitoviana torosy
Root  12  ampy
Morphology 
13  Present :
14  Past :
15  Future :
16  Imperative :
Compound words 
Proverbs  18  Proverbs containing the word manampy

Anagrams  19  anampim, manampi, manampy, maƱimpa, mpamany, mpanamy, mpanima, mpinama, nampiam

Updated on 2025/01/21