|
|
|
|

Entry1  manana alahelo
Part of speech  2  locution
Explanations in Malagasy  3  [1.1] manome tsiny: Manana alahelo aminao, hono, izy noho ny tsy nanatrehanao ny fanambadiany
Elementary words  4  manana, alahelo

Updated on 2024/12/07