|
|
|
|

Entry1  manao fotoam-borizano
Part of speech  2  locution
Explanations in Malagasy  3  [1.10] tsy mamonjy ny fotoana marina nifanaovana; mandiso fotoana; tratra aoriana
4  [1.1][manao fotoam-borozano] tsy tonga amin' ny fotoana marina fa amin' izay fotoana tiana hahatongavana
Elementary words  5  manao, fotoana, borizano

Updated on 2024/12/07