Entry | 1 manao fotoam-borizano |
Part of speech | 2 locution |
Explanations in Malagasy |
3 [1.10] tsy mamonjy ny fotoana marina nifanaovana; mandiso fotoana; tratra aoriana 4 [1.1][manao fotoam-borozano] tsy tonga amin' ny fotoana marina fa amin' izay fotoana tiana hahatongavana |
Elementary words | 5 manao, fotoana, borizano |
Updated on 2024/12/07 |
![]() |