Entry | 1 manao hitsin-dalana |
Part of speech | 2 locution |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Tsy manaraka ny tena lalana fa manavatsava sy manitsy amin' izay akaiky entina milaza koa ny ankizy tsy mahalala fomba izay mandeha manitsy avy hatrany na misy olona na tsia eo anoloany |
Elementary words | 4 manao, hitsin-dalana |
Updated on 2024/12/07 |
![]() |