|
|
|
|

Entry1  manao tanty reraka
Part of speech  2  locution
Explanations in Malagasy  3  [1.1] tsy mba miasa na mitady ho an-tena fa mangata-dava amin' olona izay rehetra ilaina
Elementary words  4  manao, tanty reraka

Updated on 2024/12/07