Entry | 1 manao teli-moka |
Part of speech | 2 locution |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] mitelina avy hatrany tsy mitsako akory |
Examples |
4 [1.406] Ary dia nanaikitra an' Ibonia indray izy ka tsy nahakaikitra azy, fa hery nanao telimoka an' Ibonia no natao; 5 [2.895] Nosinimban' ireo nifiny banga izy io ka tsy mahatsako intsony fa manao telimoka ka izany no naharesy an'ady anareo. |
Elementary words | 6 manao, teli-moka |
Updated on 2024/12/07 |
![]() |