|
|
|
|

Entry1  manao teli-moka
Part of speech  2  locution
Explanations in Malagasy  3  [1.1] mitelina avy hatrany tsy mitsako akory
Examples  4  [1.406] Ary dia nanaikitra an' Ibonia indray izy ka tsy nahakaikitra azy, fa hery nanao telimoka an' Ibonia no natao;
5  [2.895] Nosinimban' ireo nifiny banga izy io ka tsy mahatsako intsony fa manao telimoka ka izany no naharesy an'ady anareo.
Elementary words  6  manao, teli-moka

Updated on 2024/12/07