Entry | 1 manatanteraka |
Root | 2 tanteraka |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 Mamita tsara, tomombana hatramin' ny farany, manatontosa: Manatanteraka ny adidy amin' ny mpiara-belona [1.1] 5 manatontosa [1.13] |
Explanations in English |
6 to effect, to carry through, to accomplish [1.7] |
Explanations in French |
7 accomplir, mener à bonne fin [1.8] 8 réaliser, accomplir [1.13] |
Examples |
9 Tsy izy manenjika sy manatanteraka filamatra iray ve? [2.529#] 10 Ny anjaranareo dia ny manaiky, mankato, manatanteraka. [2.472] |
Morphology |
|
Updated on 2023/01/20 |