|
|
|
|

Entry1  manatanteraka
Root  2  tanteraka
Part of speech  3  active verb
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Mamita tsara, tomombana hatramin' ny farany, manatontosa: Manatanteraka ny adidy amin' ny mpiara-belona
5  [1.13] manatontosa
Explanations in English  6  [1.7] to effect, to carry through, to accomplish
Explanations in French  7  [1.8] accomplir, mener à bonne fin
8  [1.13] rĂ©aliser, accomplir
Examples  9  [2.529#] Tsy izy manenjika sy manatanteraka filamatra iray ve?
10  [2.472] Ny anjaranareo dia ny manaiky, mankato, manatanteraka.
Morphology 
11  Present :
12  Past :
13  Future :
14  Imperative :

Updated on 2024/12/11