|
|
|
|

Entry (1/2)1  manatona
Root  2  hatona
Part of speech  3  active verb
Explanations in Malagasy  4  Manakaiky: Efa manatona ny ririnina
5  Mankany amin' ny: Ndeha manatona dokotera amin' io aretinao io [1.1]
Explanations in English  6  to approach, to draw near. [1.2]
7  to approach [1.7]
Explanations in French  8  s'approcher de [1.8]
Examples  9  Ireo horakoraka manatona dia manatona ihany. [2.895#]
Morphology 
10  Present :
11  Past :
12  Future :
13  Imperative :
Compound words 
Proverbs  15  Proverbs containing the word manatona

Entry (2/2)16  manatòna
Root  17  hatona
Part of speech  18  imperative of active verb manatona [Full list]
Explanations in Malagasy  19  [1.1]
Explanations in French  20  [1.3]
Examples  21  Manatòna ahy raha misy ilan-kevitra. [2.643#52]
22  Manatòna ny afo raha ta hafana ianao [1.1]

Anagrams  23  amantano, amontana, amotanan, anatonam, manatona, manatòna, namotana, nanamato, nanatoam

Updated on 2023/08/15