|
|
|
|

Entry (1/2)1  manatona
Part of speech  2  active verb
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Manakaiky: Efa manatona ny ririnina
Mankany amin' ny: Ndeha manatona dokotera amin' io aretinao io
Explanations in English  4  [1.2] to approach, to draw near.
5  [1.7] to approach
Explanations in French  6  [1.8] s'approcher de
Examples  7  [2.895#] Ireo horakoraka manatona dia manatona ihany.
Root  8  hatona
Morphology 
9  Present :
10  Past :
11  Future :
12  Imperative :
Compound words 
Proverbs  14  Proverbs containing the word manatona

Entry (2/2)15  manatòna
Part of speech  16  imperative of active verb manatona [Full list]
Explanations in Malagasy  17  [1.1]
Explanations in French  18  [1.3]
Examples  19  [2.643#52] Manatòna ahy raha misy ilan-kevitra.
20  [1.1] Manatòna ny afo raha ta hafana ianao
Root  21  hatona

Anagrams  22  amantano, amontana, amotanan, anatonam, manatona, manatòna, namotana, nanamato, nanatoam

Updated on 2025/04/19