Entry |
manatontosa
(tontosa)
|
Part of speech | active verb
|
Explanations in Malagasy | Manao tsara tanteraka: Manatontosa ny adidy [1.1]
|
Explanations in English | To complete a thing, to finish a work [1.7]
|
Explanations in French | Compléter, terminer un travail [1.8]
|
Examples |
1 | Ry zareo anefa no tena manatontosa ny fahalavorarian' ny Gethsemania.
[1.369]
|
2 | Raha tiana ny hankatoavana ny fandehan' ny fifidianana eto Madagasikara dia tsy maintsy manatontosa ny andraikiny ny CENIT.
[4.27]
|
|
Morphology |
Present : |
manatontosa |
Past : |
nanatontosa |
Future : |
hanatontosa |
Imperative : |
manatontosà |
|
|
Entry |
manatontosà
(tontosa)
|
Part of speech | imperative of active verb manatontosa
|
|