Entry (1/2) | 1 manatontosa |
Part of speech | 2 active verb |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Manao tsara tanteraka: Manatontosa ny adidy |
Explanations in English |
4 [1.7] to complete a thing, to finish a work |
Explanations in French |
5 [1.8] compléter, terminer un travail |
Examples |
6 [1.369#] Ry zareo anefa no tena manatontosa ny fahalavorarian' ny Gethsemania. 7 [4.27#] Raha tiana ny hankatoavana ny fandehan' ny fifidianana eto Madagasikara dia tsy maintsy manatontosa ny andraikiny ny CENIT. |
Root | 8 tontosa |
Morphology |
|
Entry (2/2) | 13 manatontosà |
Part of speech | 14 imperative of active verb manatontosa [Full list] |
Root | 15 tontosa |
Anagrams | 16 anatontosam, manatontosà, manatontosa |
Updated on 2025/04/19 |
![]() |