Entry | 1 manavao |
Part of speech | 2 active verb |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Manolo hafa: Manavao mpiasa, hono, io tranombarotra io Manamboatra ho tonga tahaka ny vaovao: Nahay izay nanavao ity trano itỳ Mamerina indray: Tsy nety nanavao ilay fanekena intsony Rakoto Mampikaviavia (...) satria voalohany: Manavao ahy ny mampianatra |
Examples |
4 [1.369#] Ankehitriny ny Fiangonana dia manavao ny fiarovany ny fianakaviana. 5 [2.332#] Izaho no manavao tany kely angaha, tamin' ny hatsiaka, ka somary seriserena kely teo ho eo. |
Root | 6 vao |
Morphology |
|
Anagrams | 11 anaovam, anoavam, manaova, manavao, manoava, mavoana |
Updated on 2025/02/07 |
![]() |