Entry | 1 manavovona |
Part of speech | 2 active verb |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Manao antontany, mampifanongoa, manavosa: Manavovona kitay ~ Nanavovona ny fanaka rehetra taoan-tokotany izy aloha vao lasa nitady fiara hitatitra azy |
Root | 4 vovona |
Morphology |
|
Synonyms | 8 manasavovona |
Updated on 2024/12/26 |
![]() |