Entry | 1 mandao |
Root | 2 lao |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 Mamela hijanona fa lasa mandeha: Nitomany izy nandao ny havany [1.1] |
Explanations in English |
5 to forsake, to go away [1.2] 6 to leave, to abandon [1.7] |
Explanations in French |
7 quitter, abandonner [1.8] |
Examples |
8 Ny vorompotsy tsy mandao omby [2.131] 9 Tsy mandao ny tenany intsony ny fofo-pahitra hatramin' ny niasany tamin' io toerana io. [2.470] |
Morphology |
|
Compound words |
|
Proverbs | 16 Proverbs containing the word mandao |
Anagrams | 17 adonam, andoma, aondam, doanam, mandao, mandoa |
Updated on 2023/10/18 |