|
|
|
|

Entry1  mandefona ivoho
Part of speech  2  locution
Explanations in Malagasy  3  [1.1] mamely tsy mifanatrika, manao teti-dratsy amin' ny olom-pantatra izay mody isakaizana
Examples  4  [2.285#] Olona osa kosa ny toy ireny, ka mandefona ivoho hoatra ny zanak' anabavy ratsy.
Elementary words  5  mandefona, ivoho

Updated on 2024/12/07