Entry |
mandoava > mandoa
(loa)
|
Part of speech | active verb
|
Explanations in Malagasy | Mamoaka zavatra nohanina amin' ny vava indray: Mandoa matetika ny marary [1.1]
|
Explanations in English | To vomit [1.7]
|
Explanations in French | Vomir [1.3, 1.8]
|
Examples | Mandoa matetika ity marary ity (Ce malade vomit souvent)
[1.3]
|
Vocabulary |
Morphology |
Present : |
mandoa |
Past : |
nandoa |
Future : |
handoa |
Imperative : |
mandoava |
|
Compound words |
|
|
Entry |
mandoava > mandoa
(loa)
|
Part of speech | active verb
|
Explanations in Malagasy | Manefa: Mandoa trosa [1.1]
|
Explanations in English | To pay [1.7]
|
Explanations in French | Payer [1.3, 1.8]
|
| Rembourser, restituer [1.3]
|
Examples |
1 | Mandoa hàba ny mpivarotra rehetra (Tous les marchands paient patente)
[1.3]
|
2 | Mandoa 1000 ariary izay tratra tsy nandoa ny anjarany.
[2.508]
|
|
Morphology |
Present : |
mandoa |
Past : |
nandoa |
Future : |
handoa |
Imperative : |
mandoava |
|
Compound words |
|
|