Entry (1/3) | 1 mandòna |
Root | 2 dona |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 Manatsoboka, mandroboka maharitra ao anaty rano: Mandona lamba anaty rano [1.1] |
Explanations in English |
5 to soak [1.7] |
Explanations in French |
6 tremper [1.8] |
Morphology |
|
Entry (2/3) | 11 mandòna |
Root | 12 dona |
Part of speech | 13 active verb |
Explanations in Malagasy |
14 manomboka [Tambahoaka]
[1.78] 15 Mamòka, manapàka, mangona: Nandona ny bisikiletako ny fiarakodianao ka tsy maintsy mitaraina aho 16 Mikapoka, mively: Mandona ny fantsika amin' ny tanany io mpandrafitra io 17 Mipaika, mipaipaika: Misy mandona ny varavaranay isan' alina [1.1] |
Explanations in English |
18 to knock, to strike [1.7] |
Explanations in French |
19 frapper, battre, heurter [1.8] |
Examples |
20 Injao koa misy mandona ao am-baravarana. [2.499#] 21 Mitono mangahazo ny ankizy ary mandona ahitra horariana raha afakampitso ny reniny. [2.470#] |
Morphology |
|
Compound words |
|
Entry (3/3) | 29 mandonà |
Root | 30 dona |
Part of speech | 31 imperative of active verb mandòna [Full list] |
Explanations in Malagasy |
32 [1.1] |
Anagrams | 33 andoman, andonam, mañando, manando, mandaño, mandano, mandona, mandòna, mandonà, nadonam, nandoma, naondam, ondanam |
Updated on 2023/09/25 |