|
|
|
|

Entry (1/3)1  mandòna
Part of speech  2  active verb
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Manatsoboka, mandroboka maharitra ao anaty rano: Mandona lamba anaty rano
Explanations in English  4  [1.7] to soak
Explanations in French  5  [1.8] tremper
Root  6  dona
Morphology 
7  Present :
8  Past :
9  Future :
10  Imperative :

Entry (2/3)11  mandòna
Part of speech  12  active verb
Explanations in Malagasy  13  [1.78] [Tambahoaka] manomboka
14  [1.1] Mamòka, manapàka, mangona: Nandona ny bisikiletako ny fiarakodianao ka tsy maintsy mitaraina aho
Mikapoka, mively: Mandona ny fantsika amin' ny tanany io mpandrafitra io
Mipaika, mipaipaika: Misy mandona ny varavaranay isan' alina
Explanations in English  15  [1.7] to knock, to strike
Explanations in French  16  [1.8] frapper, battre, heurter
Examples  17  [2.499#] Injao koa misy mandona ao am-baravarana.
18  [2.470#] Mitono mangahazo ny ankizy ary mandona ahitra horariana raha afakampitso ny reniny.
Root  19  dona
Morphology 
20  Present :
21  Past :
22  Future :
23  Imperative :
Compound words 

Entry (3/3)27  mandonà
Part of speech  28  imperative of active verb mandòna [Full list]
Explanations in Malagasy  29  [1.1]
Root  30  dona

Anagrams  31  andoman, andonam, mañando, manando, mandaño, mandano, mandona, mandonà, mandòna, nadonam, nandoma, naondam, ondanam

Updated on 2025/04/19