Entry | 1 mandrombaka |
Part of speech | 2 active verb |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Maka haingana sy an-kery: Tonga izy dia nandrombaka ny hena teny an-tanako Manapaka tenin' olona, mitsaraingona, mitsatsaingoka: Aza mandrombaka ny tenin' ny sasany |
Explanations in English |
4 [1.7] to snatch away |
Explanations in French |
5 [1.8] prendre par la force, saisir |
Root | 6 rombaka |
Morphology |
|
Updated on 2024/12/11 |
![]() |