Entry (1/2) | 1 mandrorona |
Root | 2 rorona |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 [mandroroña] midina, manaraka fidinana, mitsiroroka [Tanala]
[1.78] 5 Mietry laharana; mitambotsotra: Olona manam-pahaizana toy ireny ka nandrorona mampalahelo 6 (lehilahy) Misakaiza amin' ny vehivavy ambany firazanana noho izy 7 Mihena (hery, saina): Efa mandrorona ny sain' io antidahy io 8 Mihilana, mirona miankandrefana fa efa ho hariva: Efa mandrorona ny masoandro [1.1] 9 miletsy laharana 10 manalefaka ny halaky [1.13] |
Explanations in French |
11 déroger, régresser, déchoir 12 rétrograder [1.13] |
Morphology |
|
Compound words |
|
Entry (2/2) | 21 mandroròna |
Root | 22 rorona |
Part of speech | 23 imperative of active verb mandrorona [Full list] |
Explanations in Malagasy |
24 [1.1] |
Explanations in French |
25 [1.3] |
Anagrams | 26 androronam, mandrorona, mandroròna, maroñandro |
Updated on 2023/01/20 |